Sal 139:23-24

Andeha hivavaka isika amin’izao karemy izao manao hoe:
« Diniho aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko; izahao toetra aho, ary fantaro ny eritreritro; ary izahao na misy làlana mampahory ato anatiko, dia tariho amin’ny làlana marina mandrakizay aho. Amen » (Sal 139,23-24)
Mahereza.
Ny Mpitandrina