Jaona 15:13

Faly manonona ny arahaba ho anareo, amin’ny anaran’i Jesoa.
Mino aho fa tafapaka any am-ponao ny fitiavan’i Jesoa , satria hoy Izy:
« Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany » (Jao 15,13).
Inona kosa ary no havalinao an’izany?
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina