1 Petera 2:21

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mampieritreritra ahy ity andin-tSoratra Masina ity:
« Fa ho amin’izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany » (1 Pet 2,21)
Fanontaniana: Inona tamin’izany no efa mba nianarako tamin’ny Tompo?
Mahereza.
Ny Mpitandrina