Tena sarobidy ho antsika ny ran’i Jesoa araka ny Soratra Masina manao hoe:
« Koa maika aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin’ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin’ny rany isika » (Rom 5,9)
Tompo ô! Diovy amin’ny ranao ny foko. Amen
Ny Mpitandrina