Asa 3:15

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Misy fahasahiana roa ireto:

Sahy namono an’i Jesoa,

Sahy nijoro ho vavolombelon’ny fitsanganany tamin’ny maty.

Hoy ny Soratra Masina:
« Fa ny Tompon’ny aina kosa no novonoinareo; fa Izy natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay » (Asa 3,15).
Aiza amin’ireo ianao?
Ny Mpitandrina