Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Mba hahazoana fitahiana sy fahasoavana dia misy asa lehibe miandry ny mpino rehetra.
Andao ary hanohy ny nataon’ny Apostoly isika satria hoy ny Tompo:
« Tamin-kery lehibe no nanambaràn’ny apôstôly fa nitsangana velona i Jesoa Tompo, ary fitahiam-be avy amin’ Andriamanitra no teo amin’ny mpino rehetra » (Asa 4,33 DIEM)
Fanontaniana: Inona no andraikitra miandry ny mpino tsirairay avy mba hahatanteraka an’izany?
Mahereza.
Ny Mpitandrina