Finaritra.
Isan’andro isika dia asaina mamaky sy mandinika ary misaintsaina ny didin’ Andriamanitra. Mangataka amin’ny Tompo ary isika mba hahay hanatanteraka an’izany; eo ambany fitarihan’ny Fanahy Masina.
Fa hoy mantsy Izy:
« Aza ampianareo ny teny izay andidiako anareo, ary aza anesoranareo, fa tandremo ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo » (Deo 4,2)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina