Amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika no entinay miarahaba anareo ry havana.
Aoka hitandrina isika fa misy ireo olona izay manodikodina ny hevitry ny Tenin’ Andriamanitra ho amin’ny tombontsoany. Hoy mantsy ny Tompo:
« Ny Tenin’ Andriamanitra dia voadio avokoa; ampinga ho an’izay mialoka aminy Izy.
Aza manampy ny teniny, fandrao hanariny ianao ka ho hita fa mpandainga » (Oha 30,5-6)
Mirary tontolo andro sambatra ho anao izahay. Amen.
Ny Mpitandrina