Salamo 51:11

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ao anatin’ny lohahevitra hoe: « Andriamanitra miasa ny Fanahy Masina » isika amin’izao.
Handeha isika hivavaka:
« Tompo ô, aza manary ahy hiala eo anatrehenao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko » (Sal 51,11)
Amen.
Ny Mpitandrina