Ny Birao

Ny mpitandrina no filohan’ny rafitra rehetra.

Ny birao dia ireo diakona nofidian’ny mpandray ny fanasan’ny Tompo mba hanao ireto andraikitra ireto :

  • Filoha laika
  • Mpitahiry vola
  • Mpitan-tsoratry ny vola
  • Mpitan-tsoratry ny fivoriana

Ireo dia hotronon’ny diakona voafidy rehetra.

Mivory isam-bolana ny birao.