Fiaraha-mandinika soratra masina ny Zoma 09 Jona 2023

Mamerina ny fiarahabana anareo.

Ny hojerentsika amin’ny Fiaraha-mandinika Soaratra Masina amin’ny zoma 9 Jona 2023 izao dia ny Mat 16,19 sy ny 18,18.
Ny toerana dia eto amin’ny Fiangonana eto Plateau.
Tongava maro.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina