Natao androany Alahady 01/01/2023 ny fizarana ny mofomamy natao ny sampana Skoto Tranainy sy Sakaiza (STS) tao anaty ny hetsika « opération gâteau fin d’année » izay karakarain’izy ireo ho fanohanana ireo hetsika ataony mandritra ny taona 2023.
Misaotra antsika rehetra nandray anjara izy ireo
