1 Korintiana 10:23

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.

Iorenan’ny fahafahana ny Tompo. Ka hoy Izy alintsika androany: « Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso » (1Kor 10,23).

Tsarovy ry havana fa misy fetrany ny fahafahana.

Tahin’ny Tompo.

Ny Mpitandrina