1 Korintiana 8:8-9

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.

Hoy ny Tompo amintsika androany: « Fa ny hanina tsy hampaninona antsika amin’ Andriamanitra; fa na dia tsy homana aza isika, dia tsy maty antoka, ary na dia homana kosa aza isika, dia tsy mahazo tombony. Nefa tandremo, fandrao izany fahafahanareo izany ho tonga fahatafintohinana ho an’ny malemy » (1Kor 8,8-9).

Hitsinjovana ny tombontsoan’ny malemy ara-pinona ihany koa ny fahafahantsika mihinana ny zavatra rehetra mba tsy hahatafintohana azy ireny.

Mahereza.

Ny Mpitandrina