1 Samoela 17:37

Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany no hiarahabanay anareo ry havana.
Hoy Davida raha hiady hifanatrika amin’i Goliata izy:
« Jehovah, Izay namonjy ahy tamin’ny tànan’ny liona sy ny bera, Izy no hamonjy ahy amin’ny tànan’io Filistina io. Dia hoy Saoly tamin’i Davida: Mandehana, ary homba anao anie Jehovah » (1Sam 17,37)
Mijoroa amin’ny finoana dia ho mpandresy ianao. Amen.
Ny Mpitandrina