1 Timoty 5:22b

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mijoroa amin’ny finoana ka:
 » Aza miombona ota amin’ny sasany; tehirizo madio ny tenanao » (1Tim 5,22b).
Samia tahin’ Andriamanitra.
Ny Mpitandrina