Matio 10:16

Finaritra.
Hoy Jesoa ho antsika izay « Mijoro amin’ny finoana »:
« Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala » (Mat 10,16).
Ny zava-dehibe eto dia ilay Jesoa maniraka. Hoy Izy « IZAHO ».
Na manahirana sy sarotra aza ny mijoro amin’ny finoana dia matokia fa tsy mandao anao Jesoa.
Mirary soa. Amen
Ny Mpitandrina