Finaritra.
Misaotra ny Tompo fa nomeny ny volana Oktobra isika. Inoana fa dia « Miorina ao amin’ny Tompo ny fianakaviantsika ». Toy izao no vokany:
« Ary ny Joda rehetra nifaly noho ny fianianana, fa efa nianiana tamin’ny fony rehetra izy sady nazoto nitady an’i Jehovah indrindra, ka dia nahita Azy; ary Jehovah dia nanome azy fiadanana tamin’ny manodidina fahizay » (2Tan 15,15) Amen.
Ny Mpitandrina