Tsy dia misy vaovao loatra afa-tsy ireto vitsivitsy ireto:
SAMPANA SY ASA
Sekoly Alahady:
Manomboka izao dia tsy misy intsony ny fianarana hazo noely isaky ny sabotsy fa hatao ny Alahady aorian’ny fanompoam-pivavahana,
Sampana Vehivavy:
Mivory ao an-tokantranon’ny Mpitandrina ny Sabotsy 09/12/2023 amin’ny 3 ora tolakandro,
Diakona:
Hivory ao an-tokantranon’i Tatie Lolona ny Sabotsy 09/12/2023 amin’ny 5h30 hariva,
Katekomena:
Mianatra any am-piangonana ny Sabotsy 09/12/2023 amin’ny 2 ora tolakandro.
Fanentanana:
Amin’ny Alahady 10/12/2023 izao no fara-fanangonana ny fanomezantsika ho an’ny Programme Samuel (vola, fitaovam-pianarana, fitafiana, ppn, …)
SAMIHAFA
Mitohy ny Cellule de prière ny Alarobia amin’ny 3 -4 ora tokandro.
Mitohy ny Fiarahana mandinika Soratra Masina ny zoma amin’ny 7-8ora hariva.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.