Fihaonana voalohany 2023

Tontonsa soamantsara tamin’ny Asabotsy 14 Janoary 2023 teo ny fihaonanan’ny sampana Vehivavy. Fihaonana voalohany tamin’ity taona 2023 ity. Natao tamin’io fotoana io koa ny fifampiarahabana tratry ny taona 2023 ny mpikambana . Nisy fifanakalozana fanomezana tamin’izany araka ny fanao isan’ taona.
Hisaorana ny fianakaviana nampiantrano sy ireo mpikambana maro be nanotrona.