Alahadin’ny Sampana Vehivavy 2023: hetsika Vokatra*

Tontonsa soa amantsara ny fotoampivavahana sy ny Vokatra nataon’ny sampana Vehivavy ny alahady faha 12 Marsta 2023 lasa teo. Ny Biraon’ny sampana dia maneho ny fisaorana feno ny mpianakavin’ny finoana manontolo sy ireo mpikambana rehetra izay nanotrona.