Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ho an’izay rehetra mijoro tsara sy mafana fo amin’ny fanompoana ny Tompo, dia hoy Izy:
« Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin’ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka tamin’ny Raiko eo ambonin’ny seza fiandrianany » (Apok 3,21)
Hiriko ho aminao izany. Amen.
Ny Mpitandrina