Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Misy fahasahiana roa ireto:
Sahy namono an’i Jesoa,
Sahy nijoro ho vavolombelon’ny fitsanganany tamin’ny maty.
Hoy ny Soratra Masina:
« Fa ny Tompon’ny aina kosa no novonoinareo; fa Izy natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay » (Asa 3,15).
Aiza amin’ireo ianao?
Ny Mpitandrina