Asa 4,33

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo ry havana.
Mba hahazoana fitahiana sy fahasoavana dia misy asa lehibe miandry ny mpino rehetra.
Andao ary hanohy ny nataon’ny Apostoly isika satria hoy ny Tompo:
« Tamin-kery lehibe no nanambaràn’ny apôstôly fa nitsangana velona i Jesoa Tompo, ary fitahiam-be avy amin’ Andriamanitra no teo amin’ny mpino rehetra » (Asa 4,33 DIEM)
Fanontaniana: Inona no andraikitra miandry ny mpino tsirairay avy mba hahatanteraka an’izany?
Mahereza.
Ny Mpitandrina