Eksodosy 6:7

Arabaina amin’ny anaran’i Jesoa isika fa nomeny volana vaovao dia ny volana Jolay.
« Hevero ny fifidianan’ny Tompo »; izany indray no lohahevitra iainatsika izao.
Hoy ny Tompo:
« Dia halaiko ho Ahy ianareo ho oloko, ary ho Andriamanitrareo Aho; dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay mitondra anareo mivoaka ho afaka amin’ny fanompoana mafy ampanaovin’ny Egyptiana anareo » (Eks 6,7)
Izy no mifidy sy manafaka antsika.
Mirary soa ho anareo ry havana.
Ny Mpitandrina