Anio 17/03/2023 dia « Ny faharetana sy ny fiaretana amin’ny finoana sy ny fanompoana » araka ny Jak 5,11 « Indro ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan’i Joba, ary efa hitanareo ny faran’ny nataon’ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindrampo »
Manonona ny fiadanan’i Jesoa mba ho aminareo mandrakariva. Amen.
Ny Mpitandrina