Fitondrana ambavaka sy fandraisantanana ny Mpiandry vaovao

15 Oktobra 2023 : Nentina ambavaka sy noraisin-tanana ny Mpiandry vaovao nahavita fanofanana teto amin ‘ny FKMA ary nandray ny fanokanana tany Madagasikara.