Ny Biraon’ ny Sampana Vehivavy dia
- Misaotra ny Tompo fa tanteraka soa ny fivoahana nataon’ny fikambanambehivavy ny 29 Aprily teo Bassam.
- Misaotra antsika mpino namaly ny antso nataonay. Niara niala voly tokoa isika sy nifankahalala bebe kokoa.
- Misaotra ihany koa ny mpikambana rehetra tonga nanotrona sy nikaraka ka naha tomombana iny fotoana iny .
Mirary soa sy hazoto amin’ny ny fanompoana Masina ka samy ho tahian’ny Tompo mandrakariva
