Fivoriana fanao isam-bolana 08 Aprily 2023

Ny Sampana Vehivavy dia hananteraka ny fivoriana fanao isam-bolana ny Asabotsy 08 Aprily 2023 manomboka amin’ny Telo ora tolakandro. Koa manentana ny mpikambana rehetra mba ho tonga hanotrona.
Ho samia tahian’ny Tompo.