Arabaina tratry ny volana Jona.
“Iorenan’ny fahafahana ny Tompo”. Izany no lohahevitra vaovao amin’ity volana vaovao ity.
Hoy ary ny Tompo amintsika:
“Ho amin’ny fahafahana no nanafahan’i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin’ny zioga fanandevozana intsony” (Gal 5,1)
Ny fiadanan’i Jesoa anie ho aminareo. Amen.
Ny Mpitandrina