Galatiana 5:16

Arahabaina amin’ny anaran’i Jesoa ianareo ry havana.
Raha te hanome voninahitra ny Tompo isika, dia hoy Izy:
Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan’ny nofo ianareo » (Gal 5,16).
Amen.
Ny Mpitandrina