Finaritra.
Rehefa nifidy an’i Abrama ny Tompo dia niseho taminy: « Ary Jehovah niseho tamin’i Abrama ka nanao hoe: ny taranakao no homeko ity tany ity. Dia nanorina alitara teo izy ho an’i Jehovah izay niseho taminy » (Gen 12,7)
Tahaka an’i Abrahama koa isika. Rehefa nofidin’ny Tompo dia handeha hanorina alitara fa mpanompony koa isika.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina