Fivoahana STS-26 Feb. 2023*

Tontonsa soa amantsara ny fivoahana nataon’ny sampana STS ( SKOTO TRANAINY & SAKAIZA ) ny alahady faha 26 Febroary 2023 lasa teo, izay niarahan’ny sampana tamin’ny fiangonana. Ny Biraon’ny sampana dia maneho ny fisaorana feno ny mpianakavin’ny finoana manontolo sy ireo mpikambana rehetra izay nanotrona.

Sary

Horonan’tsary