Jaona 12:26

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo indray ry havana.
Hoy Jesoa:
« Raha misy olona manompo Ahy, dia aoka izy hanaraka Ahy, ary izay itoerako, dia ao koa no itoeran’ny mpanompoko; raha misy olona manompo Ahy, dia hankalaza azy ny Ray » (Jao 12,26)
Aza atao antsirambina ny fanompoana ny Tompo fa miantoka ny hiafaranao.
Mahereza.
Ny Mpitandrina