Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa manamasina ny tenantsika isika, dia omen’ny Tompo andraikitra amin’ny hafa, manao hoe :
« Ary amindrao fo ny sasany izay miahanahana; ary ny sasany kosa sariho avy amin’ny afo no famonjy azy; ary ny sasany indray amindrao fo amin-tahotra, ka mankalà na dia ny akanjo voapentimpentin’ny nofo aza. (Joda 22-23)
Mahereza.
Ny Mpitandrina