Kolosiana 3:2-3

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny mpino miara-mandeha amin’ny Tompo dia mibanjina ny hiafarany ihany koa.
Hoy ny Tompo:
« Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. Fa efa maty ianareo, ary ny fiainanareo miara-miafina amin’i Kristy ao amin’ Andriamanitra » (Kol 3,2-3)
Ataovy maty eo amin’ny fiainanao, ny fiainan’izao tontolo izao.
Mahereza.
Ny Mpitandrina