Lioka 10:17

Finaritra.
Ny fifalian’ny olom-boafidy dia ny mahavita tsara ny iraka nampanaovin’ny Tompo azy. Jereo ange ny nataon’ny 70 lahy:
« Ary ny fito-polo lahy niverina tamin’ny fifaliana ka nanao hoe: Tompo ô, na ny demonia aza dia manaiky anay noho ny anaranao »
Mirary anao mba hanam-pifaliana toy izany koa rehefa manao ny asan’ny Tompo.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina