Lioka 2:14

« Voninahitra any amin’ny avo indrindra ho an’ Andriamanitra! Ary fiadanana ho ety ambonin’ny tany amin’ny olona ankasitrahany » (Lio 2,14)
Faly miarahaba ny mpino rehetra nahatratra ny Noely 2023.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
Ny Mpitandrina mianakavy