Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Ny fizarana faharoa amin’ny Mat 6,12; no Fiaraha-mandinika Soratra Masina ataontsika androany hariva, amin’ny 7 ora tsy diso aty am-piangonana.
Hoy i Jesoa:
« Mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay »
Manasa antsika mba ho tonga maro.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina