Faly miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Mitandrema ry havana fa ny avonavona amin’ny Tompo sy ny avonavona amin’ny hafa dia tena poizina ho an’ny finoana.
« Ny avonavon’ny fonao no namitaka anao » (Obadia 1,3a)
Mahereza.
Ny Mpitandrina