Ohabolana 21:24

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tandremo fa tsy hafahana maneho ny voninahitr’ Andriamanitra ny fireharehana sy ny avonavona. Hoy ny Tompo:
« Izay mirehareha sy miavonavona no atao hoe mpaniratsira, dia izay olona fatra mpiavonavona » (Oha 21,24).
Amen.
Ny Mpitandrina