Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Raha ny tahotra ny olona hita maso no be ao am-pontsika, dia mety ho voafitaka ihany satria afaka manao zavatra hafa izany isika rehefa misy tsy mahita. Aleo ny fahatahorana an’ Andriamanitra no mameno ny fontsika fa izany no sitrany. Hoy mantsy ny Tompo:
« Mamandrika ny tahotra olona; fa izay matoky an’i Jehovah no hovonjena » (Oha 29,25)
Amen.
Ny Mpitandrina