Finaritra.
Ny mpino nahita soa tamin’ny fanarahana ny didin’ Andriamanitra dia manao toy izao:
« Hihira ny teninao ny lelako, fa marina ny didinao rehetra » (Sal 119,172)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina