Faly miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana anio ny lohahevitra hoe:
« Mampitandrina antsika amin’ny didiny Andriamanitra »
Isika rehetra kosa dia hamaly hoe:
« Mandeha faingana aho ka tsy mitaredretra, amin’ny fitandremana ny didinao » (Sal 119,60)
Amen.
Ny Mpitandrina