Toriteny 29/10/2023: Marka 9:39-40

Finaritra.
Alahadin’ny Reformasiona na ny fanitsiam-pivavahana rahampitso 29/19/2023.
Hoy Jesoa:
« Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin’ny anarako ka hahateny ratsy ahy vetivety. Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika » (Mar 9,39-40): izany no hotorina rahampitso.
Samia ho tahin’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina