Miverina amin’ny laoniny ny Fanompoam-pivavahana fanaontsika isaky ny Alahady.
Miditra amin’ny 9 ora maraina isika ny 06/08/2023. Misy ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo, ka aoka mba samy hiomana am-po sy am-panahy amin’izany.
Manonona ny fiadanan’i Jesoa mba ho aminareo mandrakariva.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.