Famerenankira 08 Aprily 2023

Ny Sampana Antoko Mpihira dia hanao famerenankira ny Asabotsy 08 Aprily 2023 manomboka amin’ny dimy ora tolakandro eto amin’ny Fiangonana Plateau. Koa manentana ny mpikambana rehetra mba ho tonga hanotrona.
Samia tahian’ny Tompo.