Miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra, miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny anjely:
« Nahoana no ato amin’ny maty no itadiavanareo ny velona? » (Lio 24 5b)
Izany fanontaniana izany koa no hosaintsaintsika amin’izao Paska izao.
Samia ho tratran’ny rahampitso avokoa.
Tahin’ Andriamanitra.
Ny Mpitandrina