Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mampatsiaro an’i Timoty i Paoly fa antoky ny finoantsika ny nandresen’i Jesoa ny fahafatesana ka hoy izy:
« Tsarovy Jesoa Kristy Izay natsangana tamin’ny maty, dia ilay avy amin’ny taranak’i Davida araka ny filazantsarako » (2Tim 2,8)
Fanontaniana: Nitondra inona teo amin’ny fiainanao izany?
Ny Mpitandrina