Salamo 113:1-2

« Haleloia.
Miderà, ianareo mpanompon’i Jehovah, miderà ny anaran’i Jehovah.
Isaorana anie ny anaran’i Jehovah hatramin’izao ka ho mandrakizay » (Sal 113,1-2)
Arabaina isika rehetra, fa afaka nankalaza ny Noely tamin’ny fifaliana.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina